AriraVavy
by Rasoa
Najaina Tovohasimbavaka : Ny fomba handresena ny fandavana sy ny…
About this podcast
Tonga soa eto amin'ny AriraVavy :podcast malagasy hanomezana sehatra ny tontolo manodidina ny maha vehivavy sy maha reny . Ny vehivavy tsirairay dia manana tantara azo zaraina. Ndao ary hiaraka amiko, Rasoa, amin'ity sehatra vaovao ity . Mihainoa finaritra o !
Welcome to AriraVavy: a space where we celebrate the stories of women, weaving together the threads of womanhood, motherhood, culture, and identity. Every woman has a story, and every mother carries a legacy. Join me, Rasoa, as we embark on today’s journey of discovery, connection, and empowerment.
Episodes
The newest 20 of 58 episodes
- Najaina Tovohasimbavaka : Ny fomba handresena ny fandavana sy ny fahasahiranana amin'ny tontolon'ny asa / Comment surmonter les échecs et valoriser ses compétences #53 · 1 h 32 min · Season 4 Episode 2MG : Ity fandaharana vaovao ity dia miresaka momba ny fandaharan'asa ho an'ny tanora, ny fahaizana ilaina amin'ny fitadiavana asa, ary ny paikady amin'ny fampiasana ny tambajotra…
- Fampiroboroboana ny teny Malagasy sy kolontsaina mankany amin’ny fivoarana. / Promouvoir la langue et la culture malagasy pour le développement. #52 · 1 h 23 min · Season 4 Episode 1MG : Amin'ity fizarana ity dia mandray an’i Voniary isika. Topazantsika maso ny niandohany tamin'ny taona 2016, izay nanosika azy hanaitra ny hambom-pon'ny Malagasy sy hanefy…
- Fahaiza-mamorona, Fahasalamana ara-tsaina ary ny maha-vehivavy ankehitriny./ Créativité, Santé mentale et l'Art de se réinventer. #51 · 2 h 24 min · Season 3 Episode 8MG: Ao anatin'ity fizarana vaovao amin'ny saison Entre-nous ity, dia hiaraka hahafantatra bebe kokoa an'ilay andriambavilanitra ao ambadik'ireo anarana hoe Loilufy sy…
- Dans 20 ans, ton enfant viendra-t-il te voir par amour ou par obligation ? /Afaka 20 taona, ho avy hamangy anao noho ny fitiavana ve ny zanakao, sa noho ny adidy? #50 · 1 h 20 min · Season 3 Episode 7FR : Et si le problème n'était pas que tu n'aimes pas assez ton enfant mais que la connexion s'est effritée sans que tu t'en rendes compte ? Dans cet épisode, je reçois Agnès…
- Valisoa :She Became Who She Was Meant to Be Through Her Children/ #49 · 1 h 53 min · Season 3 Episode 4MG : Nanoratra ny bokiny voalohany izy satria nihevitra fa efa ho faty, ary lasa boky baoritra (board book) voalohany indrindra navoaka teto Madagasikara izany. Amin'ity fizarana…
- Storytime C-section awareness : Ny tantaran'ny fiterahako / L'histoire de ma césarienne #48 · 58 min · Season 3MG: Inona marina no dikan'ny hoe miteraka? Ny fanosehana ve? Ny fanaintainana ve? Ilay fotoana andrenesanao iny tomany voalohany iny ve? Ahoana raha tsy nahatsiaro tena mihitsy…
- Ny Fijalian'ny olombelona / Remettre en question la "sainte souffrance" avec Pasteur Hubert Rakotoarivony #47 · 1 h 16 min · Season 3 Episode 4MG: Azo heverina ho fahamasinana ve ny fijanonana anaty fiarahana na fanambadiana feno herisetra sy mandratra raha toa inoanao ho fa fanomezana avy amin'Andriamanitra ilay…
- Fijoroana amin'ny safidy: Ny fitiavana sy ny maha-izy ny tena arak’izay tadiavinao/ Assumer ses choix : Naviguer l'identité et l'amour selon ses propres termes #46 · 1 h 7 min · Season 3 Episode 3MG: Manao ahoana ny endriky ny fiainana feno rehefa tsy manaraka ilay lalana efa mahazatra ny maro? Amin'ity fizarana ity, dia manohitra ireo fitsipika sy lalana efa voasoratra…
- Toekaren'ny fanaintainana sy tontolon'ny famoronana / De l'économie de la douleur à la créativité #45 · 1 h 32 min · Season 3 Episode 2MG: Amin'ity fizarana ity, dia hiresaka manokana momba ny fifanadraisan'ny toekaren'ny fahasalamana (économie de la santé), sy ny politikam-panjakana, ary ny tena iainan'ny…
- Fahasalamana ara-tsaina : ny tena zava-misy iainan'ny reny malagasy / Santé mentale : la réalité des mères malagasy. #44 · 1 h 36 min · Season 3 Episode 1MG : Amin'ity fizarana vaovao amin'ny saison "Entre-nous" ity dia hiresaka lalina momba ny fahasalamana ara-tsain'ny reny any Madagasikara isika miaraka amin'i Dr. Kanto…
- Fiverenana amin'ny tena / Le retour à soi #43 · 16 min · Season 2 Episode 17MG : Amin'ity fizarana farany ity, dia hiala amin'ireo teny filamatra manome hery sy ireo vahaolana vonjimaika isika, mba handinika ny tena dikan'ny hoe miverina amin'ny vatanao…
- Nahoana isika no mbola voagejan’ny "fotsy fisainana"? /NOIR ET FIER : Pourquoi a-t-on encore le « cerveau blanchi » ?#42 · 30 minMG: "Fa maninona no vao fotsy vao lazaina fa 'madio' na 'voadio'?" Amin'ity fizarana ity, hiditra lalina amin'ny lohahevitra somary mampangirifiry isika: Ny fomba ampitiavan'ny…
- Ny Maha-Reny sy ny Firaisana: "Manao ahoana ny filanao ara-nofo aorian'ny fiterahana? /Maternité & Sexualité : Que devient le désir après l'arrivée des enfants ? #41 · 35 min · Season 2 Episode 16MG : Inona no mitranga amin'ny faniriana/ filana rehefa lasa reny ianao? Ny tena marina dia matetika izy io manjavona, ary tsy misy mampitandrina anao mialoha. Ity fandaharana…
- Ny Fahafinaretana sy ny Elanelana eo amin'ny Fahatongavana /Le Plaisir et le Fossé Orgasmique #40 · 23 min · Season 2 Episode 15MG : Amin'ity fandaharana ity dia hiresaka momba ny lohahevitra iray lehibe kanefa matetika tsy resahina isika: maninona no vitsy kokoa ny vehivavy tonga (orgasme) mandritra ny…
- Sarintsarina fahafinaretana entina hanomezana toky ny olon-tiantsika / Simuler le plaisir pour rassurer nos partenaire #40s · 42 min · Season 2 Episode 14MG : Maro amintsika ny mbola tsy noterena hanao firaisana, nefa betsaka ihany koa no nanao firaisana nefa tsy tena naniry izany tao am-po. Amin'ity fizarana ity, dia hiresaka…
- Ny fahanginana manodidina ny firaisana ara-nofo sy ny fananahana / Le silence autour du sexe #39 · 27 min · Season 2 Episode 13MG : Ity fizarana ity no fototry ny andiany iray manontolo mikasika ny fananahana sy ny firaisana ara-nofo, satria dia horesahina eto ny zavatra tsy resahina mihitsy: ny…
- Inona marina ilay tena vadinao rehefa manambady ianao ?Qui est réellement la personne que vous épousez ?#38 · 48 min · Season 2 Episode 12MG : Aleon'ny olona manontany hoe: "Rahoviana ny mariazy?" toy izay manontany hoe: "Efa hitanao ve ny efitranon'izy io rehefa tsy ampoiziny hoe hisy olona ho avy hitsidika izy?"…
- Za’ tsy mpiasanao, ny resaka silipo sy ny tokantrano malagasy / Je ne suis pas ta bonne » : l'histoire de slips et le foyer malgache #37 · 37 min · Season 2 Episode 11MG: Hitanao ve ilay lisitra nalaza be nataon'i Preta Suarez iny? Ilay izy mitaky lehilahy mikarama 20 Tapitrisa Ariary, mody ara-potoana foana, sy ilay hoe tsy manasa ny silipony…
- Pasteur Hubert Rakotoarivony : Ahoana ny hampitana ny soatoavinao amin’ny taranaka sy miaina amim-pahamarinana?Comment transmettre ses valeurs aux générations futures et vivre avec intégrité ? #36 · 1 h 38 min · Season 2 Episode 11MG: Amin'ity fizarana ity, nifampiresaka lalina tamin'i Pasteur Rakotoarivony aho momba ireo singa fototra ilaina amin'ny fiainana mba hampisy dikany ny fiainana. Nodinihinay…
- Mivoady ny ho tia tena /Se faire le serment de s'aimer soi-même #35 · 32 min · Season 2 Episode 10MG: Amin'ity fizarana voalohany amin'ity taona vaovao ity dia hiresaka lohahevitra somary lalina isika: ny fitiavan-tena, izay miainga avy amin'ny bokin'i Kamal Ravikant sy ny…
